Dikan'ny teny : roroka

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fitomboana haingana, fahalehibeazana vetivety. • fi, f.: Maroroka 1 maharoroka 1 marorodroroka f haroroka, faharoroka, harorohana, faharorohana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel