Dikan'ny teny : rorona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fietrena, fidinana amin'ny fahambaniana, fitambotsorana mahamenatra sy mahafa-baraka. 6 f.: Arorona, tafarorona 1 mandrorona, fandrorona, mpandrorona 1 androronana, fandroronana / maharorona / rorondrorona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel