Dikan'ny teny : rosarosa

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Anisan'ny randrana fihaingoana fatratra nahameva ny tovovavy fahizay: randramadinika milahadahatra manodidina izy io ka mivona ny tendrony. (Ny miaramilan-dRadama I koa, ho-no, nanao rosarosa ka io no nahatonga ny fitenenana hoe "fony nanao rosarosa", mba hilazana hoe "fony nanao volo lava ny miaramila"). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel