Dikan'ny teny : rosianina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. russe) a.: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Rosia (Eoropa atsinanana sy Azia avaratra): Hatramin'ny taona 1917, ny mpanjaka atao hoe Tsar no nitondra ny Rosianina. ? p. t.: Momba an'i Rosia, an'i Rosia na avy any Rosia: Misy boky na tantara malagasy efa uoadika amin'ny teny rosianina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel