Dikan'ny teny : roso

Hampiditra dikany vaovao
1 rat.: Efa miainga; efa lasa: Roso ny dia. - t.i.f.: Rosoana, aroso, voaroso, tafaroso 1 mandroso, fandroso, mpandroso I androsoana, fandrosoana 1 miroso, firoso, mpiroso / irosoana, firosoana / maharoso / rosoroso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel