Dikan'ny teny : rotaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanehoana ts? fa- ROI hafaliana ataon' olona maro, izay mamakivaky arabe ka manimba izay rehetra sendra azy. * t.i.f.: Rotahana / mirotaka, firotaka, mpirotaka / irotahana, firotahana. Ahitsio
2 sy Rotarota a.: Ilazana ny kibo be, toy ny kibon'ny bevohoka na ny an'ny olona matavy. * t.i.f.: Mirotaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel