Dikan'ny teny : rotika

Hampiditra dikany vaovao
1 mt. ih. sy p.t.: Rovidrovitra be ihany, kotika, potika. * f.: Rotehina, voarotika / mandrotika, fandrotika, mpandrotika 1 androtehana, fandrotehana 1 mirotika, firotika, mpixotika 1 mifandrotika / ifandrotehana, fifandrotehana 1 manarotika, fanarotika, mpanarotika / anarotehana, fanarotehana 1 mifanarotika / maharotika / mikorotika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel