Dikan'ny teny : rotoroto

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanaovana (zavatra) haingana; fahamaikana sy fandeha mihazakazaka, hadodonana izaitsizy. - t.i.f.: Rotorotoina, moto-roto, tafarotoroto 1 mandrotoroto, fandrotoroto, mpandrotoroto 1 androtorotoana, fandrotorotoana 1 mirotoroto, firotoroto, mpirotoroto / irotorotoana, firotorotoana 1 maharotoroto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel