Dikan'ny teny : rototra

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Mafana fo vonona hanao zavatra, mazoto, marisika: Rototra amin'ny fianaran'ny zanany kokoa Rasoa noho Rakoto. ? Mai-ka, dodona: Heuerinao ue fa rototra akory izy nahita ny setroka nidonaka eran'ny trano? - t.i.f.: Maharototra / mifanarototra. - F.-p.: Tsy rototra: tsy miraika, tsy taitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel