Dikan'ny teny : rotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo lehibe fahita saika hatraiza hatraiza, fa indrindra manaraka ny moron'ny renirano; maro ny ilana ny rotra: ny voany, me-na antitra, somary boribory lavalava dia anisan'ny voankazo maro mpitia na dia somary maisamaisatra kely aza; ny hazony kosa dia hanaovana hazon-trano, fa indrindra hazon-tsarety sy foiben-kodiarana (Myrtacées eugenia).
Correction from Giovanni Razanadrahona: a.: Hazo lehibe fahita saika hatraiza hatraiza, fa indrindra manaraka ny moron'ny renirano; maro ny ilana ny rotra: ny voany, mena antitra na volomparasy, somary boribory lavalava dia anisan'ny voankazo maro mpitia na dia somary maisamaisatra kely aza; ny hazony kosa dia hanaovana hazon-trano, fa indrindra hazon-tsarety sy foiben-kodiarana (Myrtacées eugenia).

Fitadiavana teny


Cancel