Dikan'ny teny : rotsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fampidirana na fandrarahana rano na voa madinika na vovo-javatra ho eo amin'ny toerana ambany tiana hamindrana azy. ? Fidirana ho eo an-tsehatra handray adidy na hianatra na hilalao... - t.i.f.: Rotsahana, arotsaka, voarotsaka, tafarotsaka / mandrotsaka, fandrotsaka, mpandrotsaka / androtsahana, fandrotsahana / mirotsaka, firotsaka, mpirotsaka / irotsahana, firotsahana / maharotsaka / rotsadrotsaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel