Dikan'ny teny : rotsy

Hampiditra dikany vaovao
1 na Rotsirotsy a.: Fivontovontosana kely madinika amin'ny hoditra ka mahatonga hibontsimbontsina na marokoroko. i tif: Rotsina, voarotsy / mandrotsy, fandrotsy, mpandrotsy / androtsiana, fandrotsiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel