Dikan'ny teny : rozana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fifanoherana. Ahitsio
2 ft.: Fitavozavozana eo amin'ny adihevitra, tsy fifanarahana. - t.i.f.: Mandrozana, fandrozana, mpandrozana / androzanana, fandrozanana / mifandrozana 1 maharozana / rozadrozana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel