Dikan'ny teny : s

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tarehintsoratra fahafito ambin'ny folo ary renisoratra fahatelo ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. A-min'ny fanakambanan-teny, ny s dia lasa ts: Zavatra soa < zavatsoa. Amin'ny fitovonana man- mba hanaovana matoanteny kosa, ny s manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man+ soratra = manoratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel