Dikan'ny teny : sabaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fampihatahana na fampanalavitana ny tongotra roa. • hi.: 1) Ilazana ny hazo misampana roa; 2) A-naran-tsilalaon'ankizy izay misy efitrefitra ka asabaka ny tongotra roa mba tsy hanitsaka ny soritra mampisaraka ireo efitrefitra ireo. - t.i.f.: Sabakaina, asabaka, voasabaka, tafasabaka / manasabaka, fanasabaka, mpanasabaka / anasabakana, fanasabakana / misabaka, fisabaka, mpisabaka / isabakana, fisabakana / mahasabaka % sabakabaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel