Dikan'ny teny : sada

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Enti-milaza loko roa volo ka ny iray fotsy: Sa-da mainty: fotsy sy mainty; soda mena: fotsy sy mena. * Ohab.: Vangauanga mana-na endrika, sadasada manantsoratra: enti-milaza olona tsy dia marin-toetra loatra (lazaina hoe sada roa volo, nefa manan-tsoratra betsaka lavitra). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel