Dikan'ny teny : sady

Hampiditra dikany vaovao
1 Sady... No ppt.: Ary koa: Tsara sady mafy ity hazo ity. / Sady tsara no mafy ity hazo ity. • Fanampin' izany, tsy izany ihany fa...: Mahafinaritra ahy ny uolon' io hazo io, sady mora ny uid in y. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel