Dikan'ny teny : safarina

Hampiditra dikany vaovao
1 (safary) mt. ih. (safario): Asiana safary, asana olakola-teny mba hanalavana taris na hanarinariana dia: Aza safarinao amin'ny ohabolana sy hain-teny ny resaka, Randrenja a (Kilalaon' afo — R.R.-R). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel