Dikan'ny teny : safo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fikasihana moramora: Tia safo loha io Rangahy io. * Fikosokosohana amin'ny tanana, fanorana. ? Fanorana ny kibon'ny bevohoka. ? Fanamarinana sy fijerena ny asa atao. * t.i.f : Safoina, asafo, voasafo / misafo, fisafo, mpisafo / isafoana, fisafoana / mahasafo / safosafo / misafosafo. * F.-p.: Safo be mantsina: tsy misy fanavahana fa atao fao-be daholo amin'ny filazana. / Safo makirana, safo morona: enti-milaza fahafenoana mifamatra tsara amin'ny molotry ny famarana. / Safo siaka (sioka atao hampatoritory): teny atao hamalifaliana; tambitamby; fanojikojena. / Safo sirana (fisafosafoana iny ambony fe iny): fihetsehana mampiseho fahavoazana. / Misafo sirana: manao fihetsehana sy endrika mampiseho ny fahavoazana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel