Dikan'ny teny : safoaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hatezerana lehibe noho ny hasosorana tafahoatra. * t.i.f.: Asafoaka, tafasafoaka / misafoaka, fisafoaka, mpisafoaka / isafoahana, fisafoahana / mahasafoaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel