Dikan'ny teny : safoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (safo) mt. ih. (safoy): Enti-milaza ny zavatra ampandalovana moramora ny tanana: Safoiny ny saokany isaky ny hiteny izy. ? Oh-na: Nosafoiny tamin'ny menaka ilay tongotro narary dia sitrana. ? Jerena ny fandehany na ny toetrany: Nosafoin'ny polisy ny tokotaninay aninaraina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel