Dikan'ny teny : safontina

Hampiditra dikany vaovao
1 a. (jer. Sampotina): Fihodinana miverimberina, fiverenan'ny efa lasa ka tonga indray. ? Fisavorovoroana. ? Fisafotofotoana, fisaritahan-dresaka. * t.i.f : Asafontina, voasafontina, tafasafontina / matiasafontina, fanasafontina, mpanasafontina / anasafontenana, fanasafontenana / misafontina, fisafontina, mpisafontina / isafontenana, fisafontenana / mahasafontina / safotimpontina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel