Dikan'ny teny : safosiaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Siatsiaka ataon' ny olona misambo-balala mba hampamitsaka azy ka hahamora ny fisamborana azy. ? h.o.: Teny mamy na a-sa mahafinaritra atao mba hanangolena izay tiana hofitahina: Tsy izaho akory no ho uoafitaky ny safosiaka ataonao. - F.-p.: Manao safosiaka mampandry adrisa: manao resaka mamy mba hampahalefaka olona tiana hangolena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel