Dikan'ny teny : sahaza

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tahona metaly, matsilotsilo ny lohany, izay manondro ny minitra (sahazabeny) ary ny ora (sahazakeliny) amin'ny famantaranandro: tafahodina tanteraka ny boribory amin'ny famantaranandro ny sahazabeny no mikisaka mahavita ny ampaharoa ambin'ny folony ny sahazakeliny. Ahitsio
2 p. t.: Antonina, ampy: Sahaza hividianana ireto zavatra rehetra ireto ve ny vola any aminaoF ? Mifanandrify, mifanentana: Nahita raharaha sahaza ny zanakao aho. ? Antonina, mety: Sahaza ho an'ny faralahy tsara lahy ity pataloa ity. - t.i.f.: Manahaza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel