Dikan'ny teny : sahirana

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Be raharaha vonjena atsY sy ar?: Sahirana aho anio ka tsy afaka handray olona. / Sahirana be ihany ry zareo ato avaratra fa manana uahiny betsaka. ¶ M. h. : Miheninkenina, mipenimpenina. ? Be ahiahy, manahy, sanganehana, valsa: Sahiran-tsaina aoka izany izy amin'ilay ady lova tsy mety vita. • Sosotra, sorena: Sahirana ny anao fa tsy afa-panadinana. • Tsy manam-bola, ao anatin'ny tsy fisiana, haporetana: Sahirana mafy Ra-koto mianadahy avy hatramin'ny nahafatesan-drainy. ¶ M.h.: Poritra, tery,"poribola. • Mahatsiaro fahasarotana: Sahirana er? izy rehefa mandeha noho ilay vay ao amin'ny feny. - t.i.f. : Sahiranina / manahirana, fanahirana, mpanahirana / anahiranana, fanahiranana / misahirana, fisahirana, mpisahirana / isahiranana, f?sahiranana / sahirankirana / hasahiranana, fahasahiranana / mahasahirana. ¶ M.h.: Be raharaha, miheninkenina, mihenikenika, jambena, maro herehina, ma-ro sahanina, mipenimpenina, tominjana. — Sahirana, sahirankirana, mahantra. — Manahirana, sarotra, mafotaka, baodibaodika, anoin-tsarotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel