Dikan'ny teny : sahiranina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sahirana) mt. ih. (sahirano): Omena raharaha, ahiahy: Aza fady fa sahiraniko ianao. • Sampontsamponana, sakantsakanana: Tsy sahiranin'inona na inona izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel