Dikan'ny teny : sahobaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan'angely, izay mitovy amin'ny angely tsotra na loha, na tongotra, fa ny elany no tapany kely, ary somary botabota matavy ilay izy, indrindra ny kibo lasa leminy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel