Dikan'ny teny : sahondra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazana vahona any an'ala misy voniny mena na vony izay mirozaroza mahafinaritra. - F.-p.: Sahondran-drambony: ny loha rambon.'omby ilay be volo iny. * Ohab.: Tsy adala monina Ankaratra aho ka tsy hahalala sahondra ho uaky: olona mahalala ny ataoko aho. ΒΆ M.h.: Tsy soavaly vao aho ka tsy hahalala an'i Mahamasina. / Tsy Tankay aho ka tsy hahalala dian-dambo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel