Dikan'ny teny : sakafo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra handroina ka hanina isan'andro amin' ny fotoana tsy miova: Tsotsotra ihany ny anay ny sakafo maraina fa uitan'ny uary sosoa sy kitoza fotsiny. / Sotroy eran'ny sotro lehibe alohan'ny sakafo antoandro sy hariva ity fanafody ity. / Mahandro sakafo, manao sakafo, mandroso sahafo. ? Vola, haninkanina, o-mena vahiny: Amin'?zao fitsidihanao izao, tompoko, dia iny misy sakafo kely avy aminay. ? h.o.: Izay rehetra entina mamelona na mampitombo zavatra iray: Ny famakiam-boky no sahafon'ny saina. - t.i.f.: Sakafoana, voasakafo, tafasakafo / misakafo, fisakafo, mpisakafo / isakafoana, fisakafoana / mahasakafo. - F.-p.: Sakafo ambany foitra: sakafo kely dia kely. / Sakafo lanin-tompony: sakafo niandrasana vahiny tsy tonga ka lanin'izy nanao azy ihany. / Sahafo maivana: zavatra kely hanina maraina. ¶ M.h.: Ody lolo, ody ambavafo. / Sakafo manta: hanina tsy nandrahoina omena vahiny. / Sakafom-bahiny: zavatra omena ny vahiny hataony sakafo. / Sahafom-borondolo: sakafo hanina indray mandeha, ka amin'ny alina ihany. * Ohab.: Sakafom-borondolo ka ny alina no miantoka ny antoandro. / Sakafon'akoho: enti-milaza sakafon'olona tsy manan-toniantoerana isakafoana fa vitan' ny mihinana kely atsy mihinana kely aroa. * Ohab.: Sakafon'akoho ka uitan-tsindroha ihany. / Sakafon-tsorohitra: sakafo hanina eny an-dalana rehefa mivahiny: Sakafon-tsorohitra ka amoron-dalana ihany. / Tsindrintsakafo: voankazo na zavatra hafa hanina aorian'ny te-na sakafo.
Correction from Wazimbas : a.: Zavatra handrahoana ka hanina isan'andro amin' ny fotoana tsy miova: Tsotsotra ihany ny anay ny sakafo maraina fa uitan'ny uary sosoa sy kitoza fotsiny. / Sotroy eran'ny sotro lehibe alohan'ny sakafo antoandro sy hariva ity fanafody ity. / Mahandro sakafo, manao sakafo, mandroso sahafo. ? Vola, haninkanina, o-mena vahiny: Amin'?zao fitsidihanao izao, tompoko, dia iny misy sakafo kely avy aminay. ? h.o.: Izay rehetra entina mamelona na mampitombo zavatra iray: Ny famakiam-boky no sahafon'ny saina. - t.i.f.: Sakafoana, voasakafo, tafasakafo / misakafo, fisakafo, mpisakafo / isakafoana, fisakafoana / mahasakafo. - F.-p.: Sakafo ambany foitra: sakafo kely dia kely. / Sakafo lanin-tompony: sakafo niandrasana vahiny tsy tonga ka lanin'izy nanao azy ihany. / Sahafo maivana: zavatra kely hanina maraina. ¶ M.h.: Ody lolo, ody ambavafo. / Sakafo manta: hanina tsy nandrahoina omena vahiny. / Sakafom-bahiny: zavatra omena ny vahiny hataony sakafo. / Sahafom-borondolo: sakafo hanina indray mandeha, ka amin'ny alina ihany. * Ohab.: Sakafom-borondolo ka ny alina no miantoka ny antoandro. / Sakafon'akoho: enti-milaza sakafon'olona tsy manan-toniantoerana isakafoana fa vitan' ny mihinana kely atsy mihinana kely aroa. * Ohab.: Sakafon'akoho ka uitan-tsindroha ihany. / Sakafon-tsorohitra: sakafo hanina eny an-dalana rehefa mivahiny: Sakafon-tsorohitra ka amoron-dalana ihany. / Tsindrintsakafo: voankazo na zavatra hafa hanina aorian'ny te-na sakafo.

Fitadiavana teny

Cancel