Dikan'ny teny : sakambina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiaraha-mamindra amin'ny olona iray ka ny sandrin-tanana alefa avy any an-dam osina eo amin'ny valahana ka samy mamihina toy izany ny vatan'ny an-daniny avy. - t.i.f. : Sakambinina, asakambina, voasakambina, tafasakambina 1 manakambina, sy manasakambina, fanakamb?na sy fanasakambina, mpanakambina, mpanasakamb?na 1 anakambinana, fanakambinana, anasakambinana, fanasakambinana 1 misakambina, fisakambina, mpisakambina 1 mifampisakambina 1 isakambinana, fisakambinana / mahasakambina l sakambinkambina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel