Dikan'ny teny : sakana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fefy, gadra: Tokony hasiana sakana eto tsy hidiran'ny alika. ? Sampona, tambana: Ho tonga aho rahampitso raha tsy misy sakana. - t.i.f.: Sakanana, asakana, voasakana, tafasakana / manakana, fanakana, mpanakana 1 anakanana, fanakanana 1 manasakana, fanasakana, mpanasakana 1 anasakanana, fanasakanana / misakana, fisakana, mpisakana / isakanana, fisakanana 1 mahasakana / sakantsakana. - F.-p.: Sakam-barauarana: tsivalan-kazo anamafisana ny hidim-baravarana. / Sakandrambo: ilay hoditra amin' ny lamboridin-tsoavaly eo amin'ny feny. / Sakan-tratrany: ilay hoditra amin'ny lamboridin-tsoavaly eo amin' ny tratrany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel