Dikan'ny teny : sakefaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Elanelan-javatra roa. ? Ny ao anaty kitrony amin'ny tongotr'omby. - F.-p.: Antsakefaka: halavan-drefy hatreo amin'ny tendron'ny fanondro ka hatreo amin'ny lempona anelanelan'ny fanondro sy ny ankibe (voatondro efatra). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel