Dikan'ny teny : sakoa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo fihinam-boa (Spondias Cythoerea). Ahitsio
2 na Sakoizay tp.: Teny fanakorana ny voa, toy ny milaza hoe "tsara izay!": Nianjera ny anao, sakoizay! kevokevoka loatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel