Dikan'ny teny : sakoitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazana kankana mivelona ao anaty tsinain'ny biby lehibebe sy ny olombelona; misy karazana roa ny sakoitra: ireo avy amin'ny hen'omby ary ireo avy amin' ny henan-kisoa; mety hahatratra valo metatra ny halavan'ny sakoitra ary mety hiteraka aretina amin'ny lalankanina na mamely ny hozatra. - t.i.f.: Sakoerana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel