Dikan'ny teny : salehotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fahamaikamaikana foana; fahasahisahiana; fiselontselonana amin'ny raharahan'ny sasany. * t.i.f.: Asalehotra, tafasalehotra / misalehotra, fisalehotra, mpisalehotra / isalehorana, fisalehorana. Ahitsio
2 Fihasimban'ny Salehotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel