Dikan'ny teny : salohy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tendrony ambony amin'ny zavamaniry sasantsasany toy ny vary, izay iraiketan'ny voa mirindrarindra amin'ny taho: Mahafinaritra amin'ny fetin'ny santabary ny mahita ankizy kely milanja salohim-bary lehibe aoka izany. - F.-p.: Salohim-bary, salohim-boaloboka. Ahitsio
2 (Btm) a.: Lefona. - F.-p.: Miala salohy fito: mihataka tora-defona' betsaka alefan'ny olona iray na alefan'ny olona marc). ? h.o.: Miala tsiny be dia be. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel