Dikan'ny teny : saly

Hampiditra dikany vaovao
1 Salisaly a.: Fametrahana zavatra (hazandrano, ohatra) eo ambonin'ny fatana, hitonoana na hanamainana azy amin'ny alalan'ny setroka. - t.i.f.: Asaly, voasaly, tafasaly / manasaly, fanasaly, mpanasaly / anasaliana, fanasaliana 1 misaly, fisaly, mpisaly / isaliana, fisaliana / mahasaly. Ahitsio
2 (fr. châle) a.: Tapa-damba lehibebe, volonondry na lasoa, andrakofan'ny vehivavy ny sorony roa ka mihaona eo anoloana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel