Dikan'ny teny : samboara

Hampiditra dikany vaovao
1 na Samboaravoara a.: Fihetsehana mahery mitambolimbolina, fitroarana toy ny hita amin'ny rano manonja noho ny herin'ny rivotra. ? h.o.: Fahatezerana lehibe. - t.i.f.: Asamboaravoara, tafasamboaravoara / manasamboaravoara, fanasamboaravoara, mpanasamboaravoara / anasamboaravoarana, fanasamboaravoarana / misamboaravoara, fisamboaravoara, mpisamboaravoara / isamboaravoarana, fisamboaravoarana / mahasamboaravoara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel