Dikan'ny teny : samboritra

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Enti-milaza fisikinana amin'ny lamba; na fisikinana amin'ny lamba efa rovitra na tonta ka zara raha mitafy ilay olona. - t.i.f.: Asamboritra, voasamboritra, tafasamboritra / manasamboritra, fanasamboritra, mpanasamboritra / anasamboritana, fanasamboritana / misamboritra, fisamboritra, mpisamboritra / mahasamboritra / samborimboritra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel