Dikan'ny teny : sambosy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-tsakitsaky izay toy izao no famboatra azy: alaina ny hena voatoto masaka, afangaro amin' ny tongolo, persily..., dia fonosina takelaka lafarina manify dia manify, ary dia endasina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel