Dikan'ny teny : samoina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Bibikely miofo ho lolo avy amin'ny bibintsaonjo na bibimbomanga na olimpanjehy;manana fantsona la-va mety mihorongorona eo ambony vavany ny samoina, izay fitsentsefany ny rano mamy ao anatin'ny voninkazo (tsahivina fa ny samoin' ny bibindandy dia atao hoe soherina no anarany). - t.i.f.: Misamoina, sy misamoimoina, fisamoina, mpisamoina / isamoinana, fisamoinana / mahasamoina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel