Dikan'ny teny : samosy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Miadana fanao raharaha, mitaredretra: Samosy lava io mpianatra io. ? Mitarozaka: Samosy ny raharahantsika izany. * t.i.f.: Samosina, voasamosy, tafasamosy / misamosy, fisamosy, / mahasamosy / sa-m osim osy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel