Dikan'ny teny : sampanteny

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ireo teny rehetra avy amin'ny fototeny iray, azo tamin'ny alalan' ny tovona, tovana ary tsofoka. Oh.: Sitranina, sampanteny avy amin'ny ft. sitrana, manenona (ft. tenona), vinidy (ft. vidy), tomaratra (ft. taratra). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel