Dikan'ny teny : sampazana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sampy) mt, pdr-(sampazo): Enti-milaza ny zavatra ametrahan-javatra misampy na misavily:Nosampazana tady randrana lavalaua ny uozony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel