Dikan'ny teny : sampotina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fisaritahan-javatra, fandehanan-javatra (toy ny rivotra na rano...) tsy milamina, sady tsy mandroso hatrany fa miverina indray. - t.i.f.: Asampotina, voasampotina, tafasampotina / manasampotina, fanasamPotina, mpanasampotina 1 anasampotenana, fanasampotenana / misampotina, fisampotina, mpisampotina I isampotenana, fisampotenana 1 mahasampotina / sampotimpotina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel