Dikan'ny teny : samy

Hampiditra dikany vaovao
1 p.ml. (samia): Mpisolo anarana malala-kevitra fametraka eo alohan'ny matoanteny na mpamaritra milaza toetra ka ny heviny dia hoe: rehetra ary tsirairay: Samy naka boky telo avy izy mirahauauy. / Samy tsara ny raozy sy ny lisy. - Samy hafa: tsy mitovy: Samy hafa ny raozy sy ny lisy (tsara homarihina fa mitovy firafitra amin'ny ohatra er? ambony samy tsara ny raozy sy ny lisy, ny hoe "samy hafa" eto, fa raha "isan-karazany" kosa no heviny, mpamaritra anarana milaza toetra izy amin'izay, ka soratana atao teny iray: "samihafa"; jar. io), Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel