Dikan'ny teny : sanasana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny vava misokatra be. - t.i.f. : Sanasanaina, asana-sana, voasanasana, tafasanasana 1 manasanasana, fanasanasana, mpanasanasana / anasanasanana, fanasanasanana / misanasana, fisanasana, mpisanasana / isanasanana, fisanasanana / mahasanasana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel