Dikan'ny teny : sanatria

Hampiditra dikany vaovao
1 t.p.: Teny enti-milaza fandavana mafy dia mafy; na oviana na oviana, "tsia dia tsia": Izaho ve no hanao tsikombakomba? sanatria! ? Fady: Sanatria ahy ny hivarotra ny marina. ? Ohatrohatra, kanefa tsy irina velively ny hahatanterahan'izany: Sanatria, hono, na sanatria sanatria ka maty i dadabe. - t.i.f.: Sanatriavina. - F,-p.: Sanatrian'ny uaua: teny enti-mandà mafy zavatra atao ohatrohatra fotsiny: Tsy misy maniry izay hisarahan'ireto zaza ireto akory isika mianakauy, sanatrian'ny uaua. Inona no hatao raha sanatria ka maty alohan'ny uauy ny lahy? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel