Dikan'ny teny : sanatry

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo madinidinika fanaon'ny olona ody kohaka sy tambavin-jaza (Cassia lauigata). Ahitsio
2 a.: Ody fandroahana ny fanahy ratsy, izay heverina ho manabataba ny marary na manao ankasomparana (matetika no vakin-javatra na tavilotra misoratsoratra no ampiasain'ny mpanao fanafody ataony sanatry). • tif,: Sanatrina, voasanatry 1 mananatry. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel