Dikan'ny teny : sandoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra na olona tsy izy nefa lazaina ho tena izy, hosoka; soloky hamitahana: Sonia sandoka. ? Famitahana olona amin'ny fampisehoana zavatra na olona tsy izy, nefa lazaina ho te-na izy: Nihambo ho zanadRampanana izy ka sandoka ihany no nahazoany ny trano loua etsy auara-bohitra. - t.i.f.: Sandohana, asandoka, voasandoka, sinandoka / manandoka, fanandoka, mpanandoka / anandohana, fanandohana / misandoka, fisandoka, mpisandoka / isandohana, fisandohana / mahasandoka / sandotsandoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel